Lyrks
Lyrks
Lyrks
Cover Art

Andriamanitra tsy mandao Lyrics by AMAF

0

Ry mpanota ô tsarovy f’Andriamanitra tsy mandao
Andriamanitra tsy mandao e ! Tsy mandao anao
Fa ianao no maniasia, Mandeha mizotra miankavia
Fa Andriamanitra tsy mandao e ! Tsy mandao anao
Fa ianao no mamilafila sady mitady ho toa tsy mila Azy
Fa Izy dia tsy mandao e ! Tsy mandao anao
Fa raha nanafatra anao Izy ka niteny manao hoe :
" Lalan-kely arahina Fa aza mizotra amin’ny lalam-be ! "
Tsy nino an’izany ianao, Fa io hoy ianao no hita fa tena tsara
Nefa io izoranao io e, any an-davaka no miafara
Fa raha naniraka anao Izy ka niteny manao hoe :
" Mitoria ny Filazan-tsara Ho ren’ny olona marobe ! "
Ianao tsy nitory fa natahotra ny hifandona amin’i losifera
Tsy mba nanana Finoana fa vao voadona dia efa nianjera
Fiv farany :
Ry sakaiza ô tsarovy fa ny Tompo dia tsy mandao
Fa ny Tompo dia tsy mandao e ! Tsy mandao anao
Fa ianao no maningatsingana, Sasa-miarina fa voafingana
Fa Izy dia tsy mandao e ! Tsy mandao anao
Fa ianao tia ny mialangalana, Te hiverina antsa-dalana
Fa Izy dia tsy mandao e ! Tsy mandao anao
Credits

About “Andriamanitra tsy mandao” by AMAF

Read the complete lyrics to "Andriamanitra tsy mandao" by AMAF. On Lyrks you can follow along with the full text, explore the artist's discography, and discover related songs. The track is often categorized under Pop.

"Andriamanitra tsy mandao" is performed by AMAF. This page provides the full lyric text for fans who want to sing along, study the songwriting, or compare versions across releases. Lyrks organizes lyrics by artist and song slug so you can bookmark and share a stable URL. Music lyrics help listeners connect with emotion, narrative, and rhythm in a track. Whether you are learning English, researching a favorite chorus, or preparing for karaoke, having accurate line breaks and section labels (verse, chorus, bridge) makes the experience easier. We link to the official artist profile on Lyrks where available, including biography snippets, top songs, and chart placements when we have that data. If you enjoy "Andriamanitra tsy mandao", explore more songs by AMAF using the links below. Chart and trending pages on Lyrks highlight what listeners are searching for this week. For copyright or correction requests, see our DMCA and contact pages.

View all songs and biography for AMAF · Trending lyrics · Billboard Hot 100

Frequently asked questions

"Andriamanitra tsy mandao" is credited to AMAF. Songwriting credits may include additional writers listed on the release; check the credits section on this page for linked collaborators.

Album information for "Andriamanitra tsy mandao" is not available in our database yet. You can still read the full lyrics on this page.

Visit the AMAF artist page at /artist/amaf for biography, popular tracks, and links to more lyric pages.