Lyrks
Lyrks
Lyrks
Cover Art

Fito andro Lyrics by Ambondrona

0

Nisaiko ireo fotoana izay efa nandalo
Izany koa f'iny ianao any ho any
Herinandro izay fito andro androany
Alatsinainy ianao niandry ahy mba handalo
Tsy tonga aho talata anefa ny andro
Alarobia tontolo tezitra angaha
Nefa izaho aty malahelo tsy afa-miantso
Tsindrian-daona mbola tsy vita foana ireo kandra miandry
Na torimaso aza aho tsy hisy akory
Maraina indray vao mba matory
Tsy niniako, fa te hanao izay tiako aho
Tsy misy mihitsy na dia fotoana firy tsy nahitako anao
Niandrandra aho, tsy tafandry efa fito andro
Alakamisy niezaka niaritra aho
Tsy mba nisy zoma mahafinaritra
F'efa te-hody nony asabotsy
Androany anio aok'izay ho avy any aho
Hivavaka aho ary hihaona aminao
Fito andro izay alahady androany
Nefa izaho aty malahelo tsy afa-miantso
Tsindrian-daona mbola tsy vita foana, ireo kandra miandry
Na torimaso aza tsy hisy akory
Maraina indray vao mba matory
Tsy niniako, fa te hanao izay tiako aho
Tsy misy mihitsy na dia fotoana firy tsy nahitako anao
Niandrandra aho, tsy tafandry efa fito andro
Nefa izaho aty malahelo tsy afa-miantso
Tsindrian-daona mbola tsy vita foana, ireo kandra miandry
Na torimaso aza tsy hisy akory
Maraina indray vao mba matory
Tsy niniako, fa te hanao izay tiako aho
Tsy misy mihitsy na dia fotoana firy tsy nahitako anao
Niandrandra aho, tsy tafandry efa fito andro
Tsy niniako, fa te hanao izay tiako aho
O ianao nao o o o o
Efa ela ihany vao tonga ilay fito andro
Fito andro Fito andro Fito andro Fito andro
Credits

About “Fito andro” by Ambondrona

Read the complete lyrics to "Fito andro" by Ambondrona. On Lyrks you can follow along with the full text, explore the artist's discography, and discover related songs. The track is often categorized under Pop.

"Fito andro" is performed by Ambondrona. This page provides the full lyric text for fans who want to sing along, study the songwriting, or compare versions across releases. Lyrks organizes lyrics by artist and song slug so you can bookmark and share a stable URL. Music lyrics help listeners connect with emotion, narrative, and rhythm in a track. Whether you are learning English, researching a favorite chorus, or preparing for karaoke, having accurate line breaks and section labels (verse, chorus, bridge) makes the experience easier. We link to the official artist profile on Lyrks where available, including biography snippets, top songs, and chart placements when we have that data. If you enjoy "Fito andro", explore more songs by Ambondrona using the links below. Chart and trending pages on Lyrks highlight what listeners are searching for this week. For copyright or correction requests, see our DMCA and contact pages.

View all songs and biography for Ambondrona · Trending lyrics · Billboard Hot 100

Frequently asked questions

"Fito andro" is credited to Ambondrona. Songwriting credits may include additional writers listed on the release; check the credits section on this page for linked collaborators.

Album information for "Fito andro" is not available in our database yet. You can still read the full lyrics on this page.

Visit the Ambondrona artist page at /artist/ambondrona for biography, popular tracks, and links to more lyric pages.