Lyrks
Lyrks
Lyrks
Cover Art

Tiako ianao Lyrics by Ambondrona

0

Marary ny aina tsy eo ianao
Nihafy aho niharitra hatrany
Nafeniko ao antiko ao mba ho ahy irery ihany
Tsy tanty 'lay oe tsisy anao
Na hiambo ary tsy haneo ny tomany
Tsy eken'ny saiko anefa ny aina tsy hilazan' izany
Te hiantso ny anaranao
Antenaiko fa mbola hiaino ahy ianao
Androany aho mba hamela ity foko hanambara
Tsy aritro intsony, tsy andriko ny hahita anao
Nanahy aho ka aleko hijery ny any afara
Tiako ianao, tsy hiova, tsy hanary anao
Ekeko fa varina ianao
Indraindray toa tsy heno hatrany
Iriko mba ho tsapanao fa mandalo ihany izany
Inoko nefa indray andro any
Ny hahita azy tsy anaty tomany
Ho fihiniko ary anao zay mety aho
Ho azy irery ihany
Te hiantso ny anaranao
Ary antenaiko fa mbola hiandry ahy ianao
Androany aho mba hamela ity foko hanambara
Tsy aritro intsony, tsy andriko ny hahita anao
Nanahy aho ka aleko hijery ny any afara
Tiako ianao tsy hiova, tsy hanary anao
Androany aho mba hamela ity foko hanambara
Tsy aritro intsony, tsy andriko ny hahita anao
Nanahy aho ka aleko hijery ny any afara
Tiako ianao tsy hiova, tsy hanary anao
Credits

About “Tiako ianao” by Ambondrona

Read the complete lyrics to "Tiako ianao" by Ambondrona. On Lyrks you can follow along with the full text, explore the artist's discography, and discover related songs. The track is often categorized under Pop.

"Tiako ianao" is performed by Ambondrona. This page provides the full lyric text for fans who want to sing along, study the songwriting, or compare versions across releases. Lyrks organizes lyrics by artist and song slug so you can bookmark and share a stable URL. Music lyrics help listeners connect with emotion, narrative, and rhythm in a track. Whether you are learning English, researching a favorite chorus, or preparing for karaoke, having accurate line breaks and section labels (verse, chorus, bridge) makes the experience easier. We link to the official artist profile on Lyrks where available, including biography snippets, top songs, and chart placements when we have that data. If you enjoy "Tiako ianao", explore more songs by Ambondrona using the links below. Chart and trending pages on Lyrks highlight what listeners are searching for this week. For copyright or correction requests, see our DMCA and contact pages.

View all songs and biography for Ambondrona · Trending lyrics · Billboard Hot 100

Frequently asked questions

"Tiako ianao" is credited to Ambondrona. Songwriting credits may include additional writers listed on the release; check the credits section on this page for linked collaborators.

Album information for "Tiako ianao" is not available in our database yet. You can still read the full lyrics on this page.

Visit the Ambondrona artist page at /artist/ambondrona for biography, popular tracks, and links to more lyric pages.