Lyrks
Lyrks
Lyrks
Cover Art

Ditsoka Lyrics by Ricky

0

Ditsokao lasa ny fony ontsaontsa ny fanahy
Toa tafara-dalana teny, tsy mitovy ny ahiahy
Izay rehetra jerena ataony toa mampiahiahy
Naverimberiny eo matetika foana hoe
Ireo ratra napetrakao taminy
Ataony resak’isan’andro mihitsy fa hoe
Ny fonao ho anazy fa tsy nindraminy
Mila odiaina ny fony ho ataony ody fanina e
Dia hitondray vakana any izy fenoy raha milamina
Fa mila odiaina ny fony f’ianao mody fanina e
Dia hitondray vakana any izy fenoy raha milamina
Tsy mety afaka ao an-tsainy mihitsy intsony anie
Ilay nofy nitambaranareo farany
Manenjika manaloka azy teny foana anie
Ilay fofonao manitra fitiavana e
"Omaly sasakalina dia nisy fo iray, nendahan’olon-tiany teny an-dalamben’ny nofy
Ny akoran’ny fitiavany dia atao veloma farany eny ambony mpamoronakonaron-javatelony
Tsy misy voninkazo fa tsy maintsy misy fiaretan-tory
Ka ny fasanao no fasany, indray aleviny aminao
Na ny ho avy na ny lasany, nefa ity no tadidio
Ny zavatra efa vita, isasahana mitovy, na ny tsiaro na ny tsiky na bitika io na ditsoka
Na ditra lasa ditsoka"
Ditsoka aho lasa ny fony, ontsaontsa ny fanahiny e
Difotra aho lasa ny fony misaona ny fanahiny e
Tafara-dalana teny fa tsy mitovy ny ahiahy
Zà tsy very amboroa, Zà tsy very fanahy (2)
Very fanahy
Tomany any aho tomany mba tsy ho difotra ny ampitsoko....
Credits

About “Ditsoka” by Ricky

Read the complete lyrics to "Ditsoka" by Ricky. On Lyrks you can follow along with the full text, explore the artist's discography, and discover related songs. The track is often categorized under Pop.

"Ditsoka" is performed by Ricky. This page provides the full lyric text for fans who want to sing along, study the songwriting, or compare versions across releases. Lyrks organizes lyrics by artist and song slug so you can bookmark and share a stable URL. Music lyrics help listeners connect with emotion, narrative, and rhythm in a track. Whether you are learning English, researching a favorite chorus, or preparing for karaoke, having accurate line breaks and section labels (verse, chorus, bridge) makes the experience easier. We link to the official artist profile on Lyrks where available, including biography snippets, top songs, and chart placements when we have that data. If you enjoy "Ditsoka", explore more songs by Ricky using the links below. Chart and trending pages on Lyrks highlight what listeners are searching for this week. For copyright or correction requests, see our DMCA and contact pages.

View all songs and biography for Ricky · Trending lyrics · Billboard Hot 100

Frequently asked questions

"Ditsoka" is credited to Ricky. Songwriting credits may include additional writers listed on the release; check the credits section on this page for linked collaborators.

Album information for "Ditsoka" is not available in our database yet. You can still read the full lyrics on this page.

Visit the Ricky artist page at /artist/ricky for biography, popular tracks, and links to more lyric pages.