Lyrks
Lyrks
Sign In
Cover Art

GANG Lyrics by Spvce Chen

SPACE X

2022

[Couplet 1 - Spvce Chen]
Hey
Sharingan efa velona, efa "mode fight"
Tsy mila karma, fa izaho tonga hamaly faty
Anaty stud' izahay mamono, ialahy miandry faty
Tonga hanimba aho, fa izaho tsy tonga hamalifafaly

Ratra efa lalim-pery
Flow sy technique anay efa lalim-paka
Izahay izao no mafy indrindra tsisy mystery
Mety oe mafy ialahy fa mafy anaty "back"
Package efa vonona ao anaty phone
Milatsaka eo io dia manjifa ny adve'
Vao oe "Nanté98" io d'efa mi-fold
Oe: "Tsy sahanay lisany fa mafy be!"
Fuego STD izahay rates-pi
Anaty sambo, level efa faratampony
Mameno téléphone ohatran'ny appli'
Izahay rehetra tafiaraka, dia ho hita eo raha tantiny

[Refrain]
Tsy miala amin'ny gang
Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
Wow
Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
Tsy miala amin'ny dope
Ny anay drill, ny anazy drogues
Aza manenjika, fa ny anay trop be
Izany ny vokatra tsy misy intro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro

[Couplet 2 - Nanté98]
Nanté98 ity ry biatch
Tsy any anaty ring, fa milatsaka ny prod izaho mi-kick
Any anaty drill milaza anazy ho king
Vao mifanojo ny masoko miforitra ry kindy
Betsaka ny 16, d'efa betsaka ny kivy
Dorako ny ppe-ra d'efa betsaka ny kila
Raha mijanona aho ry zandry, mety betsaka ny kirana

Dokafako ry tazy
Avy eo manao fikana 'tasses
Ity ary ny felaka
Raha te handetika anay ialahy tsy ferana

Ataovy anaty saina fa raha izahay aloha ny adve'
Ialahy milevona sy avela[?]
Tsy aty aminay ialahy no mi-test
Sao ho betsaka ny fery
Te hanaraka ny diako fa betsaka no very
Vao maheno anah milatsaka
Mipetraka ry vendrana

[Refrain]
Tsy miala amin'ny gang
Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
Wow
Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
Tsy miala amin'ny dope
Ny anay drill, ny anazy drogues
Aza manenjika, fa ny anay trop be
Izany ny vokatra tsy misy intro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro

[Couplet 3 - Kresnik]
Hey
Rap-nay mandratra sofina
Rano voataty anaty calice dia miodina
Mifandom-bera dia miainga ny ozona
Miara-misotro tandremo ialahy kofona

Ny aty tsisy vakisiny
Euphon no solna [?]
Brownzey no ao an-dakozia
Ny anay ny direction efa galaxie

F'angaha ratsy be?
Toa miketrona ialahy, f'angaha mangidy?
Koboko ialahy dify
98, Spvce efa furtifs

Izahay ilay mpanjakan'i Atlantis
Tompon'ny caverne d'Alibaba
Anay ilay trésors sy ilay rubis
Dia ny an'ialahy ilay fakam-panahy
Sheesh

[Refrain]
Tsy miala amin'ny gang
Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
Wow
Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
Tsy miala amin'ny dope
Ny anay drill, ny anazy drogues
Aza manenjika, fa ny anay trop be
Izany ny vokatra tsy misy intro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
Credits

About “GANG” by Spvce Chen

Read the complete lyrics to "GANG" by Spvce Chen from the album "SPACE X" in 2022. On Lyrks you can follow along with the full text, explore the artist's discography, and discover related songs. The track is often categorized under Drill, Rap.

"GANG" is performed by Spvce Chen. from the album "SPACE X" in 2022 This page provides the full lyric text for fans who want to sing along, study the songwriting, or compare versions across releases. Lyrks organizes lyrics by artist and song slug so you can bookmark and share a stable URL. Music lyrics help listeners connect with emotion, narrative, and rhythm in a track. Whether you are learning English, researching a favorite chorus, or preparing for karaoke, having accurate line breaks and section labels (verse, chorus, bridge) makes the experience easier. We link to the official artist profile on Lyrks where available, including biography snippets, top songs, and chart placements when we have that data. If you enjoy "GANG", explore more songs by Spvce Chen using the links below. Chart and trending pages on Lyrks highlight what listeners are searching for this week. For copyright or correction requests, see our DMCA and contact pages.

View all songs and biography for Spvce Chen · Trending lyrics · Billboard Hot 100

Frequently asked questions

"GANG" is credited to Spvce Chen. Songwriting credits may include additional writers listed on the release; check the credits section on this page for linked collaborators.

"GANG" appears on "SPACE X" in 2022.

Visit the Spvce Chen artist page at /artist/spvce-chen for biography, popular tracks, and links to more lyric pages.


Lyrks
Lyrks

Your gateway to the world of music lyrics.

Product

Features


© 2026 Lyrks. All rights reserved.