[Instrumental] I'm burning out this song Ho alaiko ny bicth, ho alaiko ny maille [Spvce Chen] Yeah Rolling a one Izaho sy ianao sé-po Ato anaty vaisseau Manisa pes', tsy mi-cala no one No cap Dia ny prod efa mi-[?] Izaho koa tsy boto, tsy mi grr-paw Fa ny foko no atolotro azy Tairo asory izay soloko any Shawty tsisy asoloko azy Yeah yeah Dia alaivo ny anarako Alaivo koa ny hoodie Babymama, izay misy anao misy anah manaraka anao ohatran'ny oe azon'ody Yeah yeah Dia alaivo ny anarako Alaivo koa ny hoodie Babymama, izay misy anao misy anah manaraka anao ohatran'ny oe azon'ody [Kresnik] Moonlight tsika anizid You take control of my soul Reveko ianao rehefa hottie Ohatran'ny sun tsisy mahasolo Kiss-nao maha high anah Tsy mi-shh, tsy mi-hmmm Izaho tsy hiteny an'iza n'iza F'ianao irery no mahay anazy I'm burning out this song Ho alaiko ny bitch ho alaiko ny mic I'm burning out this song Ho alaiko ny kich, ho alaiko ny maille I'm burning out this song Ho alaiko ny bitch, ho alaiko ny maille Yeah [Spvce Chen] Omaly izaho nanatena anao Androany izaho toa navelanao Nanantena anazy, hiverina Nefa izy efa any an-kafa Nanantena anao Omaly izaho nanatena anao Nanantena anao Yeah Yeah Yeah [Kira] Navelanao irery aho Ka lasa nameno ny te-boî Nigoka tavoahangy-na vodka Nandalo ianao ohatran'ny pitik'afo Nahavita nandrеhatra ny any anatiko any Tsy nasinao sira ilay fo nitempo Fa nataonao ohatran'ny pokaty Nodakadakanao dia lasa nipitika any Tsisy olona nitaty fa potika aho Ekeko oe misy ny fahadisoako Nisy nanadala aho ka nitodika Fotsy ny masoko Ohatran'ny rеhefa mandray kush Mihezaka ihany aho fa nisy ni-push K'aleoko mi-couche Yeah yeah Aleoko mi-couche [Kresnik] Moonlight tsika anizid You take control of my soul Reveko ianao rehefa hottie Ohatran'ny sun tsisy mahasolo Kiss-nao maha high anah Tsy mi-shh, tsy mi-hmmm Izaho tsy hiteny an'iza n'iza F'ianao irery no mahay anazy I'm burning out this song Ho alaiko ny bitch ho alaiko ny mic I'm burning out this song Ho alaiko ny kich, ho alaiko ny maille I'm burning out this song Ho alaiko ny bitch, ho alaiko ny maille Yeah [Spvce Chen] Omaly izaho nanatena anao Androany izaho toa navelanao Nanantena anazy, hiverina Nefa izy efa any an-kafa Nanantena anao Omaly izaho nanatena anao Nanantena anao Yeah Yeah Yeah [Kresnik] Moonlight tsika anizid You take control of my soul Reveko ianao rehefa hottie Ohatran'ny sun tsisy mahasolo Kiss-nao maha high anah Tsy mi-shh, tsy mi-hmmm Izaho tsy hiteny an'iza n'iza F'ianao irery no mahay anazy [Spvce Chen] Omaly izaho nanatena anao Androany izaho toa navelanao Nanantena anazy, hiverina Nefa izy efa any an-kafa Nanantena anao Omaly izaho nanatena anao Nanantena anao Yeah Yeah Yeah
Read the complete lyrics to "SPLEEN" by Spvce Chen from the album "SPLEEN" in 2022. On Lyrks you can follow along with the full text, explore the artist's discography, and discover related songs. The track is often categorized under Rap.
"SPLEEN" is performed by Spvce Chen. from the album "SPLEEN" in 2022 This page provides the full lyric text for fans who want to sing along, study the songwriting, or compare versions across releases. Lyrks organizes lyrics by artist and song slug so you can bookmark and share a stable URL.
Music lyrics help listeners connect with emotion, narrative, and rhythm in a track. Whether you are learning English, researching a favorite chorus, or preparing for karaoke, having accurate line breaks and section labels (verse, chorus, bridge) makes the experience easier. We link to the official artist profile on Lyrks where available, including biography snippets, top songs, and chart placements when we have that data.
If you enjoy "SPLEEN", explore more songs by Spvce Chen using the links below. Chart and trending pages on Lyrks highlight what listeners are searching for this week. For copyright or correction requests, see our DMCA and contact pages.
"SPLEEN" is credited to Spvce Chen. Songwriting credits may include additional writers listed on the release; check the credits section on this page for linked collaborators.
"SPLEEN" appears on "SPLEEN" in 2022.
Visit the Spvce Chen artist page at /artist/spvce-chen for biography, popular tracks, and links to more lyric pages.