Lyrks
Lyrks
Sign In
Cover Art

SPLEEN Lyrics by Spvce Chen

SPLEEN

2022

[Instrumental]

I'm burning out this song
Ho alaiko ny bicth, ho alaiko ny maille

[Spvce Chen]
Yeah
Rolling a one
Izaho sy ianao sé-po
Ato anaty vaisseau
Manisa pes', tsy mi-cala no one
No cap
Dia ny prod efa mi-[?]
Izaho koa tsy boto, tsy mi grr-paw
Fa ny foko no atolotro azy
Tairo asory izay soloko any
Shawty tsisy asoloko azy

Yeah yeah

Dia alaivo ny anarako
Alaivo koa ny hoodie
Babymama, izay misy anao misy anah manaraka anao ohatran'ny oe azon'ody

Yeah yeah

Dia alaivo ny anarako
Alaivo koa ny hoodie
Babymama, izay misy anao misy anah manaraka anao ohatran'ny oe azon'ody

[Kresnik]
Moonlight tsika anizid
You take control of my soul
Reveko ianao rehefa hottie
Ohatran'ny sun tsisy mahasolo
Kiss-nao maha high anah
Tsy mi-shh, tsy mi-hmmm
Izaho tsy hiteny an'iza n'iza
F'ianao irery no mahay anazy

I'm burning out this song
Ho alaiko ny bitch ho alaiko ny mic
I'm burning out this song
Ho alaiko ny kich, ho alaiko ny maille
I'm burning out this song
Ho alaiko ny bitch, ho alaiko ny maille
Yeah

[Spvce Chen]
Omaly izaho nanatena anao
Androany izaho toa navelanao
Nanantena anazy, hiverina
Nefa izy efa any an-kafa
Nanantena anao
Omaly izaho nanatena anao
Nanantena anao
Yeah Yeah Yeah

[Kira]
Navelanao irery aho
Ka lasa nameno ny te-boî
Nigoka tavoahangy-na vodka
Nandalo ianao ohatran'ny pitik'afo
Nahavita nandrеhatra ny any anatiko any
Tsy nasinao sira ilay fo nitempo
Fa nataonao ohatran'ny pokaty
Nodakadakanao dia lasa nipitika any
Tsisy olona nitaty fa potika aho
Ekeko oe misy ny fahadisoako
Nisy nanadala aho ka nitodika
Fotsy ny masoko
Ohatran'ny rеhefa mandray kush
Mihezaka ihany aho fa nisy ni-push
K'aleoko mi-couche
Yeah yeah
Aleoko mi-couche

[Kresnik]
Moonlight tsika anizid
You take control of my soul
Reveko ianao rehefa hottie
Ohatran'ny sun tsisy mahasolo
Kiss-nao maha high anah
Tsy mi-shh, tsy mi-hmmm
Izaho tsy hiteny an'iza n'iza
F'ianao irery no mahay anazy

I'm burning out this song
Ho alaiko ny bitch ho alaiko ny mic
I'm burning out this song
Ho alaiko ny kich, ho alaiko ny maille
I'm burning out this song
Ho alaiko ny bitch, ho alaiko ny maille
Yeah

[Spvce Chen]
Omaly izaho nanatena anao
Androany izaho toa navelanao
Nanantena anazy, hiverina
Nefa izy efa any an-kafa
Nanantena anao
Omaly izaho nanatena anao
Nanantena anao
Yeah Yeah Yeah

[Kresnik]
Moonlight tsika anizid
You take control of my soul
Reveko ianao rehefa hottie
Ohatran'ny sun tsisy mahasolo
Kiss-nao maha high anah
Tsy mi-shh, tsy mi-hmmm
Izaho tsy hiteny an'iza n'iza
F'ianao irery no mahay anazy

[Spvce Chen]
Omaly izaho nanatena anao
Androany izaho toa navelanao
Nanantena anazy, hiverina
Nefa izy efa any an-kafa
Nanantena anao
Omaly izaho nanatena anao
Nanantena anao
Yeah Yeah Yeah
Credits

About “SPLEEN” by Spvce Chen

Read the complete lyrics to "SPLEEN" by Spvce Chen from the album "SPLEEN" in 2022. On Lyrks you can follow along with the full text, explore the artist's discography, and discover related songs. The track is often categorized under Rap.

"SPLEEN" is performed by Spvce Chen. from the album "SPLEEN" in 2022 This page provides the full lyric text for fans who want to sing along, study the songwriting, or compare versions across releases. Lyrks organizes lyrics by artist and song slug so you can bookmark and share a stable URL. Music lyrics help listeners connect with emotion, narrative, and rhythm in a track. Whether you are learning English, researching a favorite chorus, or preparing for karaoke, having accurate line breaks and section labels (verse, chorus, bridge) makes the experience easier. We link to the official artist profile on Lyrks where available, including biography snippets, top songs, and chart placements when we have that data. If you enjoy "SPLEEN", explore more songs by Spvce Chen using the links below. Chart and trending pages on Lyrks highlight what listeners are searching for this week. For copyright or correction requests, see our DMCA and contact pages.

View all songs and biography for Spvce Chen · Trending lyrics · Billboard Hot 100

Frequently asked questions

"SPLEEN" is credited to Spvce Chen. Songwriting credits may include additional writers listed on the release; check the credits section on this page for linked collaborators.

"SPLEEN" appears on "SPLEEN" in 2022.

Visit the Spvce Chen artist page at /artist/spvce-chen for biography, popular tracks, and links to more lyric pages.


Lyrks
Lyrks

Your gateway to the world of music lyrics.

Product

Features


© 2026 Lyrks. All rights reserved.