Lyrks
Lyrks
Lyrks
Cover Art

Asa ianao Lyrics by Black jack’s

0

1- Asa ianao raha ohatr’ahy ..
Fa ny fahoriako sy ny fijaliako dia ezahiko ho zakaina irery
Asa ianao raha ohatr’ahy ...
Fa ny hasambara-keliko eto an-tany dia tsy tokony ho toloko velively
Tsy ilaina akory angamba hoy aho ny mitantara lava izay manjo
Mety ho maizina ny tany fa atrakaho ny loha
Mety ho ratsy ny androany fa rahampitso no soa
Satria efa voasoratra fa samy mba mizaka ny hazo fijaliany
Samy manana kapoaka kely nisotroany ny rano tsy tiany
2-Asa ianao raha homba ahy
Fa maro ireo mizàka fahoriana mila avo roa heny ny misy azy
Asa ianao raha homba ahy
Kanefa tsy misoka-bava kely dia akory tsy midika hoe tsy mahavita lava
Ezahiny afeniny ny tsikiny eny an-tavany ny hakiviana
Vao maika volamena ho azy ny mangina
Vao maika harena ho azy koa ny fihafiana
Na dia fadiranovana aza izy tsy hitakiky aminao izay anjara
Fa raha mbola misy fofon’aina hijoroany
Dia aleony mijaly!
3-asa ianao raha hino ahy
Fa aleo mizàka tena dieny izao sao dia mba ny any aoriana no tsy ho zaka
Asa ianao raha hino ahy
Fa mafy koa raha mafy fa ireo hava-tiana no tonga mpandatsa
Ny hambo-po anananao tsy noho ny nindramana ny nataonao kosa
Ny maha ianao anao no ataovy miavosa
Kanefa na dia izany aza adinonao kosa
Milohaloha lanitra ny tena ka tsarovy fa indray andro any
Mbola mety ho mba ho lena sy ho potraka koa raha mandia ny tany
4- Tsarovy ao an-tsaina anie !
Fa ny azo @ tiana sy lalaina tsy ho azo androany mbola hierana
Mazàna ireo kabary tsy valiana izay ataony mbà mandratra fo
Hitroatra ve ny tena mba ho aiza moa?
Hitady izay harena toa very zo
Tsy aleo ve miaina tsisy romoromo tamin’ny ravimbo-manga kely sy patsa
Toy izay any amin’ny havana hani-pito loha fa arahin-datsa !( in-2)

About “Asa ianao” by Black jack’s

Read the complete lyrics to "Asa ianao" by Black jack’s. On Lyrks you can follow along with the full text, explore the artist's discography, and discover related songs. The track is often categorized under Rock.

"Asa ianao" is performed by Black jack’s. This page provides the full lyric text for fans who want to sing along, study the songwriting, or compare versions across releases. Lyrks organizes lyrics by artist and song slug so you can bookmark and share a stable URL. Music lyrics help listeners connect with emotion, narrative, and rhythm in a track. Whether you are learning English, researching a favorite chorus, or preparing for karaoke, having accurate line breaks and section labels (verse, chorus, bridge) makes the experience easier. We link to the official artist profile on Lyrks where available, including biography snippets, top songs, and chart placements when we have that data. If you enjoy "Asa ianao", explore more songs by Black jack’s using the links below. Chart and trending pages on Lyrks highlight what listeners are searching for this week. For copyright or correction requests, see our DMCA and contact pages.

View all songs and biography for Black jack’s · Trending lyrics · Billboard Hot 100

Frequently asked questions

"Asa ianao" is credited to Black jack’s. Songwriting credits may include additional writers listed on the release; check the credits section on this page for linked collaborators.

Album information for "Asa ianao" is not available in our database yet. You can still read the full lyrics on this page.

Visit the Black jack’s artist page at /artist/black-jacks for biography, popular tracks, and links to more lyric pages.