Lyrks
Lyrks
Lyrks
Cover Art

Tsy haiko Lyrics by Black jack’s

0

.1-Asa ianao raha ohatra ahy
Fa ny fahoriako sy ny fijaliako dia ezahiko ho zakaina irery
Tsy haiko, ianao raha ohatra ahy
Fa ny hasambarakeliko eto an-tany, dia koloiko tsy ho verivery
Tsy ilaina akory angamba ho aho, ny mitantara lava izay manjo
Mety ho maizina ny tany fa atrakao ny loha
Mety ho ratsy ny androany fa rahampitso ho soa
Satria efa fa voasoaratra fa samy mba mizàka ny hazo fijaliany
Samy manana kapoaka kely mb’hisotroany ny rano tsy tiany
.2-Asa ianao raha hino ahy
Fa maro ireo mizaka fahoriana folo avo heny noho ianao
Tsy haiko, ianao raha hino ahy
Kanefa tsy misoka-bava kely akory izy ireo na mitalaho
Ezahiny tsy hisoritr’eny an-tavany eny kely akory ny hakiviana
Vao mainkavolamena ho azy ny mangina, mainka herena ho azy koa ny fihafiana
Na dia fadiranovana aza izy ireo, tsy hitakiky aminao tsy handady
Fa raha mbola misy fofon’aina mb’hijoroany dia aleony mitady
.3-Asa ianao raha homba ahy
Fa aleo mizaka- tena dieny izao , sao dia ny aoriana no tsy zàka
Tsy haiko, ianao raha homba ahy
Fa mafy koa raha mafy, raha ny havana hilampiana no indreo mandàtsa
Ilay ambom-po anananao tsy nohindramin’iny
Na nataonao trosa
Ny maha-ianao anao, io no ataovy miavosa
Kanefa na dia izany aza adinonao kosa
Milohaloha lanitra ny tena ka tsarovy f’indray andro any
Mbola mety mba ho lena sy ho potraka koa, raha mandia ny tany
.4-...........Musique..............
Tsarovy ao an-tsaina anie
Fa ny havana raha tiana sy lalaina tsy azo iaraha-monina ela be
Mazàna ireo "kabary-tsy-valina" izay ataony mba mandratra fo
Hitroatra ve ny tena, mba ho aiza moa?
Hitady izay hierena , toa, very zo!
Tsy aleo niaina tsisy romoromo tamy rambomanga kely sy patsa
Toy izay any amin’ny havana hanim-pitoloha, fa arahin-datsa

About “Tsy haiko” by Black jack’s

Read the complete lyrics to "Tsy haiko" by Black jack’s. On Lyrks you can follow along with the full text, explore the artist's discography, and discover related songs. The track is often categorized under Rock.

"Tsy haiko" is performed by Black jack’s. This page provides the full lyric text for fans who want to sing along, study the songwriting, or compare versions across releases. Lyrks organizes lyrics by artist and song slug so you can bookmark and share a stable URL. Music lyrics help listeners connect with emotion, narrative, and rhythm in a track. Whether you are learning English, researching a favorite chorus, or preparing for karaoke, having accurate line breaks and section labels (verse, chorus, bridge) makes the experience easier. We link to the official artist profile on Lyrks where available, including biography snippets, top songs, and chart placements when we have that data. If you enjoy "Tsy haiko", explore more songs by Black jack’s using the links below. Chart and trending pages on Lyrks highlight what listeners are searching for this week. For copyright or correction requests, see our DMCA and contact pages.

View all songs and biography for Black jack’s · Trending lyrics · Billboard Hot 100

Frequently asked questions

"Tsy haiko" is credited to Black jack’s. Songwriting credits may include additional writers listed on the release; check the credits section on this page for linked collaborators.

Album information for "Tsy haiko" is not available in our database yet. You can still read the full lyrics on this page.

Visit the Black jack’s artist page at /artist/black-jacks for biography, popular tracks, and links to more lyric pages.