Lyrks
Lyrks
Lyrks
Cover Art

Farafarano Lyrics by Black jack’s

0

Sao verivery foana ialahy lehiroa ka tsinjovy ihany ny andro aoriana
Ny revy ho vita ihany tokoa fa ny zava-misy tsy azo idifiana
Ny lalana hahatafita anie ka efa miha-tery
Ny ho avy ity tsy fantatra fa toa misitery
Sao verivery foana ialahy lehiroa fa ny miaina tsy azo atao tsianjery
Sao miady irery foana ialahy lehiroa ka aza atao ny mitompo teny be loatra
Ny avonavona tsy misy tombontsoa, ka aleo misaina tsy hanova voatra
Raha sendra mba tafita ka azo izay nokendrena
Tsarovy ihany lesy izay mba valimbabena
Tsy tonga irery teto ialahy lehiroa ka mahaiza manome fa nomena
Indray mandeha dia indray mandeha ihany anie ry zandry
No andalovana eto ambonin’ny tany
Ialahy no hitsara, tsy ho ratsy fiafara
Ny harena rehetra azo ikimpiana anie ry zandry fa ny fahendrena tsy mba vidiana
Ka faraparano tsy idiran’angano
Sao matimaty foana ialahy lehiroa ka ampiasao ny saina fa tsy ny fo
Ialahy no ataony sorona ho voa ka ny hafa ve no mioty ny soa ?
Raha tojo izay tsy mety izy tsy misy hifaharana
Ialahy izay rakotra ao no ataony tohatra iakarana
Sao matimaty foana ialahy lehiroa ka ampiasao ny saina fa tsy ny fo
Indray mandeha dia indray mandeha ihany anie ry zandry…
Sao petsapetsa foana indry ry bavy ka mahaiza mba mibanjina ny ho avy
Ny ditra anie mitsaingoka dia lasa fa raha misy kitra indry no mifafa
Raha voa indry mandatsa tena irery any aoriana
Mihataka amin-dry hatramin’ny fianakaviana
Sao petsapetsa foana indry ry bavy ka izao dia lany zara sahady
Indray mandeha dia indray mandeha ihany anie ry bavy
No andalovana eto ambonin’ny tany
Indry no hitsara, tsy ho ratsy fiafara… sns

About “Farafarano” by Black jack’s

Read the complete lyrics to "Farafarano" by Black jack’s. On Lyrks you can follow along with the full text, explore the artist's discography, and discover related songs. The track is often categorized under Rock.

"Farafarano" is performed by Black jack’s. This page provides the full lyric text for fans who want to sing along, study the songwriting, or compare versions across releases. Lyrks organizes lyrics by artist and song slug so you can bookmark and share a stable URL. Music lyrics help listeners connect with emotion, narrative, and rhythm in a track. Whether you are learning English, researching a favorite chorus, or preparing for karaoke, having accurate line breaks and section labels (verse, chorus, bridge) makes the experience easier. We link to the official artist profile on Lyrks where available, including biography snippets, top songs, and chart placements when we have that data. If you enjoy "Farafarano", explore more songs by Black jack’s using the links below. Chart and trending pages on Lyrks highlight what listeners are searching for this week. For copyright or correction requests, see our DMCA and contact pages.

View all songs and biography for Black jack’s · Trending lyrics · Billboard Hot 100

Frequently asked questions

"Farafarano" is credited to Black jack’s. Songwriting credits may include additional writers listed on the release; check the credits section on this page for linked collaborators.

Album information for "Farafarano" is not available in our database yet. You can still read the full lyrics on this page.

Visit the Black jack’s artist page at /artist/black-jacks for biography, popular tracks, and links to more lyric pages.